Madagascar National Parks est une association de droit malgache mandatée par l'Etat depuis 1991 pour gérer les Parcs et Réserves de la Grande Ile. Madagascar National Parks gère actuellement 43 Aires Protégées composées de Parcs Nationaux, Réserves Spéciales et de Réserves Naturelles Intégrales.
« Le Paradis des Indri-Indri »
« Aventure mystique au sein du plus grand réseau souterain d'Afrique »
« Au royaume des oiseaux »
« Ranomafana... ou un écrin de verdure »
« Des lapiez, comme nulle part ailleurs »
« Une fenêtre ouverte sur la biodiversité du Sud malgache »
« La perle du Canal de Mozambique »
« Là où subsiste encore une forêt originelle à Nosy Be »
« ... où la forêt rencontre la mer ... »
« Une forêt dense et humide à l'extrême sud de Madagascar »
« Le paradis secret de Nosy-Be »
« Bienvenue au sein du premier Parc National de Madagascar »
Nanomboka tamin’ ny faha 22 septambra ary mbola mitohy ny ady amin’ ny famonoana ny afo ao...
Nanomboka tamin’ ny faha 22 septambra ary mbola mitohy ny ady amin’ ny famonoana ny afo ao Baie de Baly. Miara-misalahy amin’ ny ekipan’ ny Madagascar National Parks amin’ izany avokoa ireo herivelona rehetra na ny any an-toerana na ny avy amin’ ireo mpiara-miombonantoka izay hahitana ny avy eo anivon’ny Minisiteran’ ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovain-jafy, ireo olom-boafidy, ny governora, ny prefecture, ireo tompon’ andraikim-panjakana any an-toerana, ny Tafika sy ny Zandarimariam-Pirenena, ny vondron’ olona ifotony rehetra monina manodidina ny Faritra Arovana, ny ekipan’ ny Fitaleavam-paritry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy Boeny-Betsiboka, ny Eden Projet, ny ekipan’ ny DURRELL sy ny sisa tsy ho voatanisa. Mafy ny ady nohon’ ny halavitry ny toerana izay tsy maintsy miampita rano, ny hamafin’ ny rivotra amorondriaka, ny zavamaniry izay mora mirehitra indrindra indrindra ny alana-bambou, betsaka iany koa ireo zavamaniry lavo sy maina taorin’ ny nandalovan’ ny rivodoza ao anatin’ io faritra arovana io ka manampy trotraka ny firehetana. Raha tsiahivina dia amorondriaka io faritra arovana io ka mahery dia mahery ny fitsokan’ny rivotra ary mirefy 12 metatra ny ahavon’ ny afo. Lohan’ afo 4 lehibe tamin’ ny faritra samy hafa no niatombohan’ ny afo, izay noezahina nofehezina ary tsy miravy tanana ny rehetra na dia sarotra aza ny ady. Marihina fa voatery nafindra toerana avokoa ireo sokatra rehetra tao amin’ ny faritra arovana mba nahafahana niaro azy ireo ary efa noraisina daholo ny fepetra rehetra mifandraika amin’ izany. Ny ekipan’ ny Madagascar National Parks iray manontolo dia manantitra hatrany ny fisaorana sy ny fankasitrahana ireo rehetra miady amin’ ny afo eny an-kianja ary manentana antsika rehetra olom-pirenena mba hiombom-po amin’ izy ireo ary koa hemetraka hatrany ho laharampahamehana ny fiarovana ny harena voajanahary tsy manampaharoa izay ananantsika. #For Life
Quel Parc visité et quels circuits choisir ? Quand et comment y aller ? Quels autres activités faire ? Où s'héberger, se restaurer ? Que savoir sur la culture et/ou tradition locale ?
Avoir un Ticket valide avec le nom du parc, disponible : - A l'entrée des Parcs 7/7 jours - Kiosque de l'ORTANA Antaninarenina 6/7 jours Se présenter au bureau d'information de chaque parc avant la visite.
La visite de tous les parcs doit être accompagnée par un guide local. Ils sont présents au bureau d'information de chaque parc. Tout au long de la visite du parc, il est recommandé de garder son ticket d’entrée à portée de main.
L'utilisation de tous les appareils professionnels (appareil photo, camera, drône) est règlementée par une autorisation spéciale délivrée par le siège de Madagascar National Parks.
Visiter un parc est une expérience unique et inoubliable tout en gardant la nature dans son état brut d'où il faut la vivre pleinement. - Respecter la propreté - Ne pas donner à manger aux animaux - Utiliser les sanitaires présents dans les parcs
N'oubliez pas de passer dans les EcoShops pour garder un souvenir Partagez vos expériences de ces visites en témoignant à travers des photos et publications vos coup de cœur via nos réseaux sociaux (facebook, twitter, ...)